Jenny blog

Just another WordPress weblog

MIARAHABANAREO REHETRA

Filed under: Uncategorized — February 28, 2007 @ 11:09 pm

Misokatra ho an’ny be sy ny maro ity tranokala ity, mety ahitanao ny zavatra mety efa notadiavinao ela.

Koa maniry sy manantena fa mety misy zavatra ampandroso anareo ny @ fijerena ity tranokala ity sy ny fitsekerana apetrakareo koa ra misy izany mba ho entina manatsara azy koa.

TONGA SOA RY HAVANA

Filed under: Uncategorized — February 28, 2007 @ 10:37 pm

tonga soa ry havana amantsakaiza

Faly aho manolotra aminareo ity blog ity ho anareo. Mahafinaritra ny mandray anjara amin’izao fizarana izao , ka indro atolotro anareo horonankafatra sy soratra hamborako ny vetsovetso isanandro. Tsy ho aritro ny tsy hilaza fa be ny ato antsaiko manoloana ireo hetsika maro manerantany.

Inty santionany iray.

 

Mpanoratra

Fiarahabana

Filed under: Uncategorized — February 27, 2007 @ 11:23 pm

Miarahaba antsika rehetra. Indro misokatra ho antsika ny site web ko ahafahantsika mifampizara ny masaka isanandro. Dia manantena anareo hamangy matetika sy hitondra fandraisana anjara amin’ity pejy ity.

Mankasitra ka e

J

Hello world!

Filed under: Uncategorized — February 27, 2007 @ 11:19 pm

Welcome to WordPress. This is your first post. Edit or delete it, then start blogging!